Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 9:16 - Baiboly Katolika

16 Kanjo, hateloana taorian’ny nanaovana ny fanekem-pihavanana dia re fa mifanakaiky aminy sy monina eo aminy ihany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Nony afaka hateloana taorianan’ny nanaovany fanekena taminy dia reny fa mpifanakaiky aminy ihany ireo sady mpiara-mitoetra eo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Telo andro taorian’ny nahavitan’ny fanekempihavanana, dia ren’ny Israelita fa mponina mifanakaiky aminy ihany ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Telo andro taorian’ny nahavitan’ny fanekempihavanana, dia ren’ny Israelita fa mponina mifanakaiky aminy ihany ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nony efa afaka hateloana no nanaovany fanekena taminy, dia reny fa mifanakaiky aminy ihany ireo sady mitoetra eo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nony efa afaka hateloana no nanaovany fanekena taminy, dia reny fa mifanakaiky aminy ihany ireo sady mitoetra eo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Nony afaka hateloana taorianan’ny nanaovany fanekena taminy dia reny fa mpifanakaiky aminy ihany ireo sady mpiara-mitoetra eo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 9:16
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny lela mpilaza ny marina haharitra mandrakizay; fa ny lela fandainga kosa, ho voakorokoro poa toy izay.


ary nanaiky hihavana amin’izy ireo i Jôsoe, sy nanao fanekem-pihavanana taminy fa hovelominy izy; sady nianiana taminy araka izany koa ny lohan’ny fiangonana.


Koa niainga ny zanak’i Israely dia tonga tany an-tanànan’izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia i Gabaôna, i Kafira, i Berôta ary i Kariatiarima.


Ary nampiantso ny Gabaônita i Jôsoe ka niteny taminy hoe: «Ahoana no namitahanareo anay hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, nefa ianareo monina atỳ afovoanay ihany?


Dia hoy izy ireo: «Tonga avy any an-tany lavitra indrindra ny mpanomponao noho ny Anaran’i Iaveh Andriamanitrareo, fa nandre ny lazany izahay sy izay rehetra nataony tany Ejipta,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra