Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 22:3 - Baiboly Katolika

3 Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo, hatramin’izay andro lava izay ka mandraka androany, ka nitandrina tsara ny didin’i Iaveh Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain’NY TOMPO Andriamanitrareo hotandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Nandritra izay andro marobe izay ka mandraka ankehitriny dia tsy nilaozanareo ny mpiray firenena aminareo fa ny baikon’ny TOMPO Andriamanitrareo no tena notandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nandritra izay andro marobe izay ka mandraka ankehitriny dia tsy nilaozanareo ny mpiray firenena aminareo fa ny baikon’ny TOMPO Andriamanitrareo no tena notandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’izany andro maro izany ka mandraka andro-any, fa notandremanareo ny lalàna nasain’i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin'izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain'i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain’NY TOMPO Andriamanitrareo hotandremanareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 22:3
3 Rohy Ifampitohizana  

ka hoy izy tamin’izy ireo: «Efa notovinareo ny zavatra rehetra nandidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh anareo efa nohenoinareo tamin’izay rehetra nandidiako anareo ny feoko.


Ary ankehitriny, efa nomen’i Iaveh Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka ny efa nolazainy taminy; koa modia ary mankanesa any amin’ny lainareo, any amin’ny tany izay anareo, izay nomen’i Môizy mpanompon’i Iaveh anareo, any andafin’i Jordany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra