Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 19:49 - Baiboly Katolika

49 Nony vitan’izy ireo ny fizaràna ny tany araka ny faritra mamaritra azy avy, dia nomen’ny zanak’i Israely lova, teo afovoan’izy ireo, i Jôsoe, zanak’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

49 Rehefa vitan’ny zanak’Israely ny fizarana ny tany holovany araka ny sisintaniny avy dia nomeny lova teo aminy koa i Josoa, zanak’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

49 Ary rehefa vitan’ny Israelita ny fizaràna ny tany araka ny sisin-taniny avy, dia nomeny zaratany kosa i Josoa, zanakalahin’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Ary rehefa vitan’ny Israelita ny fizaràna ny tany araka ny sisin-taniny avy, dia nomeny zaratany kosa i Josoa, zanakalahin’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

49 Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen’ny Zanak’Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

49 Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen'ny Zanak'Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak'i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

49 Rehefa vitan’ny zanak’Israely ny fizarana ny tany holovany araka ny sisintaniny avy dia nomeny lova teo aminy koa i Josoa, zanak’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 19:49
4 Rohy Ifampitohizana  

Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Dana, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny.


Noho ny didin’i Iaveh dia nomen’izy ireo azy ny tanàna nangatahiny dia i Tamnata-Sare amin’ny tendrombohitr’i Efraima. Naoriny indray ny tanàna, dia nonina tao izy.


Nalevina tao amin’ny faritany zara taniny izy, dia tao Tamnata-Heresy amin’ny tendrombohitr’i Efraima avaratry ny tendrombohitra Gaasa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra