Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 19:16 - Baiboly Katolika

16 Izany no lovan’ny taranak’i Zabolôna, araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Ireo tanàn-dehibe rehetra ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratanin’ny Zebolonita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ireo tanàn-dehibe rehetra ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratanin’ny Zebolonita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Izany no lovan'ny taranak'i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 19:16
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny tanàna dia i Kateta, i Naalôla, i Semerona, i Jedalà, sy i Betlehema, tanàna 12 sy ny zana-bohiny.


I Isakara no nahazo ny anjara fahefatra tamin’ny loka; dia ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra