Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 18:2 - Baiboly Katolika

2 Fito ny foko sisa tsy mbola nahazo ny lovany tamin’ny fokon’ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Ary mbola nisy foko fito tsy mbola nahazo ny zarataniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary mbola nisy foko fito tsy mbola nahazo ny zarataniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nisy firenena fito tamin’ny Zanak’Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nisy firenena fito tamin'ny Zanak'Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nisy foko fito tamin’ny Zanak’Israely anefa tsy mbola nahazo ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 18:2
2 Rohy Ifampitohizana  

Nivory ny fiangonan’i zanak’i Israely rehetra tao Silô, ka nanangana ny trano lay fihaonana. Efa resy teo anoloany ny tany.


Hoy i Jôsoe tamin’ny zanak’i Israely: «Mandra-pahoviana ianareo no hanao tsikamokamo amin’ny fakana ny tany izay nomen’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo anareo?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra