Josoa 16:7 - Baiboly Katolika7 Avy eo Janôe dia nidina nankany Atarôta sy Naaratà, nikasika an’i Jerikô, ka nihatra an’i Jordany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 nidina hatrany Janoha, hatrany Atarota sy Narata, nipaka hatrany Jeriko ary nihatra tany Jordana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 avy eo dia midina ho any Hatarôta sy Naharà, dia mihazo an’i Jerikao ary mipaka any Jôrdàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 avy eo dia midina ho any Hatarôta sy Naharà, dia mihazo an’i Jerikao ary mipaka any Jôrdàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 dia nidina hatrany Janoha ka hatrany Atarota sy Narata, dia nipaka tamin’i Jeriko ary dia nihatra tany Jordana. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 dia nidina hatrany Janoha ka hatrany Atarota sy Narata, dia nipaka tamin'i Jeriko ary dia nihatra tany Jordana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 nidina hatrany Janoha, hatrany Atarota sy Narata, nipaka hatrany Jeriko ary nihatra tany Jordana. Jereo ny toko |