Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 13:24 - Baiboly Katolika

24 Nomen’i Môizy anjara ny fokon’i Gada, ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Nomen’i Mosesy koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada araka ny fianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Nomen’i Mosesy anjara koa ny fokon’i Gada; nomena ny Gadita izany ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nomen’i Mosesy anjara koa ny fokon’i Gada; nomena ny Gadita izany ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary nomen’i Mosesy koa ny firenen’i Gada, dia ny taranak’i Gada araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary nomen'i Mosesy koa ny firenen'i Gada, dia ny taranak'i Gada araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Nomen’i Mosesy koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada araka ny fianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 13:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Zelfah, ankizivavin’i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin’i Jakôba, naterany tany Padan-Arama.


Nonina tany Galaada tany Basàna izy ireo ary tany amin’ny tanàna momba azy sy amin’ny tanimbolin’i Sarôna, hatrany an-tsisiny. Tamin’ny andron’i Joatama mpanjakan’i Jodà, sy ny andron’i Jerôbôama mpanjakan’i Israely,


Manolotra ny sisin-tanin’i Zabolôna, hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Gada.


Koa tonga hatrany Jordany ka hatramin’ny faritaniny ny faritanin’ny tarana-dRobena. Izany no lovan’ny tarana-dRobena sy ny fianakaviany dia ny tanàna aman-jana-bohiny.


ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan’i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amôna, hatrany Arôera tandrifin’i Rabà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra