Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jona 2:11 - Baiboly Katolika

11 Dia nandidy ilay hazandrano i Iaveh, ka naloan’ny hazandrano teny amin’ny tany i Jônasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary NY TOMPO nandidy ilay hazandrano ka naloany ho eny amin’ny tany maina i Jona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Ary notenenin’ny TOMPO ilay trondro mba hamoaka an’i Jônà, dia naloany ho eny amin’ny tany maina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ary notenenin’ny TOMPO ilay trondro mba hamoaka an’i Jônà, dia naloany ho eny amin’ny tany maina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary Jehovah nandidy ilay hazandrano, ka dia naloany ho eny amin’ny tany maina Jona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ary NY TOMPO nandidy ilay hazandrano ka naloany ho eny amin’ny tany maina i Jona.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 2:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra