Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:3 - Baiboly Katolika

3 Satria nanaovany loka ny vahoakako, zaza lahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zaza vavy no namidiny divay, ka nisotro izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 sady nanaovany antsapaka ny oloko ka zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Nanaovany an-tsapaka ny vahoakako; ka zazalahy no namidiny ho takalona mpivarotena, ary zazavavy no namidiny hahazoana divay hosotroina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nanaovany an-tsapaka ny vahoakako; ka zazalahy no namidiny ho takalona mpivarotena, ary zazavavy no namidiny hahazoana divay hosotroina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Sady nanaovany loka ny oloko, Dia zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, Ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 sady nanaovany antsapaka ny oloko ka zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra