Joela 2:22 - Baiboly Katolika22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa ny kijana any an’efitra efa nihamaitso indray, ny hazo, efa namoa; ny aviavy amam-boaloboka nanolotra ny vokany sarobidy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-tany efitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-taniefitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-taniefitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, Fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, Mamoa ny hazo, Ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-tany efitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. Jereo ny toko |