Jeremia 8:20 - Baiboly Katolika20 Lasa ny fararano, tapitra ny fampakaram-bokatra nefa isika ity tsy mbola voavonjy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Efa lasa ny fararano ary efa tapitra ny fotoam-pijinjana, nefa tsy mbola misy famonjena ho anay! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Efa lasa ny fararano ary efa tapitra ny fotoam-pijinjana, nefa tsy mbola misy famonjena ho anay! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Lasa ny fararano, Tapitra ny taom-piotazana, Nefa tsy voavonjy isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika. Jereo ny toko |