Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 52:16 - Baiboly Katolika

16 Navelan’i Nabozardàna kapitenin’ny mpiambina ihany anefa ny olo-mahantra sasany tamin’ny tany ho mpamboly voaloboka sy ho mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Nefa ny olona mahantra dia namelan’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Kanefa dia nisy ampahan’ny vahoaka mahantra navelany mba hamboly ny tanimboaloboka sy ny saha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Kanefa dia nisy ampahan’ny vahoaka mahantra navelany mba hamboly ny tanimboaloboka sy ny saha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Nefa ny olona malahelo dia namelan’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanimboaloboka sy ho mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Nefa ny olona malahelo dia namelan'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Nefa ny olona mahantra dia namelan’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 52:16
6 Rohy Ifampitohizana  

fa olo-mahantra tompon-tany vitsivitsy sisa navelan’ny kapitenin’ny mpiambina ho mpamboly voaloboka sy ho mpiasa tany.


Tamin’ny volana fahadimy, andro fahafiton’ny volana, taona faha-19 nanjakan’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, dia tonga tao Jerosalema i Nabozardàna, kapitenin’ny mpiambina mpanompon’ny mpanjakan’i Babilôna.


Nentin’ny lehiben’ny mpiambina i Jeremia, ka nilazany hoe: «I Iaveh Andriamanitra efa nanambara izao loza izao amin’ity tanàna ity, ka nahatonga azy izy.


Ry zanak’olona, ireo monina ao amin’ireny toeran-dravarava amin’ny tanin’i Israely ireny, manao hoe: «Irery i Abrahama, ary efa nahazo ny tany ho anjarany; isika kosa maro ary efa nomena antsika ny tany ho fananantsika.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra