Jeremia 52:15 - Baiboly Katolika15 Nentin’i Nabozardàna, kapitenin’ny mpiambina, ho babo ny sasany tamin’ny olo-mahantra indrindra, mbamin’ny olona sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ireo efa nitsoaka nanatona ny mpanjakan’i Babilôna, ary ny mpanao taozavatra sisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary ny sasany tamin’ny olona mahantra mbamin’ny olona sisa tao an-tanàna sy izay nandositra nanatona ny mpanjakan’i Babilona mbamin’ny vahoaka marobe sisa dia noentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ary nentin’i Nebozaradàna ho babo ireo mponina sisa tao an-tanàna, dia ireo fianakaviana mahantra vitsivitsy sy ireo olona nitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ary ny sisa tamin’ireo mpahay taozavatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary nentin’i Nebozaradàna ho babo ireo mponina sisa tao an-tanàna, dia ireo fianakaviana mahantra vitsivitsy sy ireo olona nitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ary ny sisa tamin’ireo mpahay taozavatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary ny sasany tamin’ny olona malahelo mbamin’ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan’i Babylona mbamin’ny vahoaka maro be sisa dia nentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary ny sasany tamin'ny olona malahelo mbamin'ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan'i Babylona mbamin'ny vahoaka maro be sisa dia nentin'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ho babo avokoa. Jereo ny toko |