Jeremia 51:54 - Baiboly Katolika54 Injany misy horakoraka manako any amin’i Babela any: loza lehibe any amin’ny Kaldeanina! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201154 Injany misy feo mitaraina avy any Babilona ary fandringanana be avy any amin’ny tanin’ny Kaldeana! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA54 Misy feo miantso vonjy avy any Babilôna: fandringanana goavana no re avy ao amin’ny taniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Misy feo miantso vonjy avy any Babilôna: fandringanana goavana no re avy ao amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy54 Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin’ny tanin’ny Kaldeana! Jereo ny tokoMalagasy Bible54 Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin'ny tanin'ny Kaldeana! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache54 Injany misy feo mitaraina avy any Babilona ary fandringanana be avy any amin’ny tanin’ny Kaldeana! Jereo ny toko |