Jeremia 51:14 - Baiboly Katolika14 Efa nianiana tamin’ny Tenany i Iavehn’ny tafika, nanao hoe: Hofenoiko olona hoatra ny valala ianao! ary hanao hobim-pandresena eo aminao ireny. b Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao nianiana tamin’ny tenany hoe: Hofenoiko olona maro toy ny valala tokoa ianao, ary ireny dia hanakora hamely anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ny TOMPOn’izao rehetra izao dia nianiana tamin’ny tenany hoe: «Handefa olona hibosesika ao aminao Aho, ka ho maro toy ny valala ireny, ary hanao akoran’ady hamelezana anao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ny TOMPOn’izao rehetra izao dia nianiana tamin’ny tenany hoe: «Handefa olona hibosesika ao aminao Aho, ka ho maro toy ny valala ireny, ary hanao akoran’ady hamelezana anao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Jehovah, Tompon’ny maro, nianiana tamin’ny tenany hoe: Hofenoiko olona maro toy ny valala tokoa hianao, Ary ireny dia hanakora hamely anao,– Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Jehovah, Tompon'ny maro, nianiana tamin'ny tenany hoe: Hofenoiko olona maro toy ny valala tokoa ianao, ary ireny dia hanakora hamely anao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao nianiana tamin’ny tenany hoe: Hofenoiko olona maro toy ny valala tokoa ianao, ary ireny dia hanakora hamely anao. Jereo ny toko |