Jeremia 50:21 - Baiboly Katolika21 Miaraka hamely ny tanim-piodinana, sy hamely ny mponim-panasaziana, ravao, aringano mifanarakaraka izy, - teny marin’i Iaveh, - ka tanteraho avokoa izay nandidiako anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Iakaro i Merataima sy ny mponina ao Pekoda, ravao sy aringano ho toy ny zavatra voaozona ireo, hoy NY TOMPO, ary tanteraho izay rehetra nandidiako anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Tafiho ny tanin’i Merataîma! Tafiho izy sy ny mponina ao Pekôda. Vonoy ho faty ireo ka aringano hatramin’ny olona farany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Tanteraho izay rehetra voadidiko! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Tafiho ny tanin’i Merataîma! Tafiho izy sy ny mponina ao Pekôda. Vonoy ho faty ireo ka aringano hatramin’ny olona farany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Tanteraho izay rehetra voadidiko! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Iakaro Ibefikomiana Sy ny mponina ao Ampamaliana; Ravao sy aringano manarakaraka azy, hoy Jehovah, Ary manaova araka izay rehetra nandidiako anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Iakaro Ibefikomiana sy ny mponina ao Arapamaliana; Ravao sy aringano manarakaraka azy, hoy Jehovah, ary manaova araka izay rehetra nandidiako anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Iakaro i Merataima sy ny mponina ao Pekoda, ravao sy aringano ho toy ny zavatra voaozona ireo, hoy NY TOMPO, ary tanteraho izay rehetra nandidiako anao. Jereo ny toko |