Jeremia 50:14 - Baiboly Katolika14 Milahara hamely an’i Babela, manodidina azy, ianareo mitana tsipìka rehetra. Tofiro izy, aza itsitsian-jana-tsipìka, fa nanota tamin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Milahara manodidina an’i Babilona hamelezana azy, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; asio izy, fa aza tsitsìna ny zana-tsipìka, fa tamin’NY TOMPO no nanotany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ianareo rehetra mpitifitra amin’ny tsipîka, milahara manodidina an’i Babilôna. Amelezo azy ny zana-tsipîkanareo ka aza tsitsîna mihitsy satria meloka eo anatrehan’ny TOMPO izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ianareo rehetra mpitifitra amin’ny tsipîka, milahara manodidina an’i Babilôna. Amelezo azy ny zana-tsipîkanareo ka aza tsitsîna mihitsy satria meloka eo anatrehan’ny TOMPO izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Milahara manodidina hamely an’i Babylona, Hianareo rehetra izay manenjana tsipìka; Asio izy, fa aza tsitsina ny zana-tsipìka, Fa tamin’i Jehovah no nanotany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Milahara manodidina hamely an'i Babylona, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; Asio izy, fa aza tsitsina ny zana-tsipìka, fa tamin'i Jehovah no nanotany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Milahara manodidina an’i Babilona hamelezana azy, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; asio izy, fa aza tsitsìna ny zana-tsipìka, fa tamin’NY TOMPO no nanotany. Jereo ny toko |