Jeremia 49:31 - Baiboly Katolika31 «Mitsangàna, mandehana mamely firenena tsy manana ahiahy, mandry feizay eo amin’ny fonenany, - teny marin’i Iaveh, - dia izay tsy manam-bavahady, na hidy, izay mitoka-monina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy NY TOMPO, dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Mitsangàna ianareo, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, ka miakara hamely firenena tsy manana ahiahy fa mihevitra ho miaina am-pilaminana, ka tsy manana varavarana na hidy sady mitoka-monina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Mitsangàna ianareo, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, ka miakara hamely firenena tsy manana ahiahy fa mihevitra ho miaina am-pilaminana, ka tsy manana varavarana na hidy sady mitoka-monina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy Jehovah, Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy Sady mitoka-monina. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy Jehovah. Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka- monina. Jereo ny toko |