Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 49:30 - Baiboly Katolika

30 Manavota aina ianareo, mandosira araka izay tratry ny ainareo, mamitsaha, ry mponina any Hasora! - teny marin’i Iaveh. - Fa i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, namoron-kevitra hamelezana anareo, nanao fikasana hamelezana anareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Mandosira ka mandehana lavitra! Mamitsaha any amin’ny lalina, ry mponina any Hazora! Hoy NY TOMPO; fa i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanao saina hamelezany anareo sy namoron-kevitra hahavoa anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Ry olon’i Hatsôra, mandosira lavitra ka misitriha any anaty lava-bato, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Fa manana fikasana hamely anareo i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, ary nanomana tetika hahavoa anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ry olon’i Hatsôra, mandosira lavitra ka misitriha any anaty lava-bato, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Fa manana fikasana hamely anareo i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, ary nanomana tetika hahavoa anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Mandosira, ka mandehana lavitra! Mamitsaha ao amin’ny lalina, ry mponina any Hazora! hoy Jehovah; Fa Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, nanao saina hamelezany anareo Sy namoron-kevitra hamelezany anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Mandosira, ka mandehana lavitra! Mamitsaha ao amin'ny lalina, ry mponina any Hazora! hoy Jehovah; Fa Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanao saina hamelezany anareo sy namoron-kevitra hamelezany anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Mandosira ka mandehana lavitra! Mamitsaha any amin’ny lalina, ry mponina any Hazora! Hoy NY TOMPO; fa i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanao saina hamelezany anareo sy namoron-kevitra hahavoa anareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 49:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo tsy izany no heviny, ary tsy izany no heverin’ny fony; fa ny handringana no hany kendreny, sy hamongotra firenena tsy an-kavitsiana.


dia indro ampanalaiko ny foko rehetra any avaratra, - teny marin’i Iaveh, - hoentiko amin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko; ary hataoko tonga izy ireo hamely an’ity tany ity mbamin’ny mponina eo aminy sy ny firenena rehetra amin’ny manodidina, ka hataoko anatema izy, hataoko tany lao, zavatra fandatsa, ary rava mandrakizay.


Koa ankehitriny, efa natolotro eo an-tanan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko, ireto tany rehetra ireto; nomeko azy mbamin’ny biby any an-tsaha aza, hanompo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra