Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 48:24 - Baiboly Katolika

24 amin’i Kariota, amin’i Bôsrà, sy amin’ny tanàna rehetra amin’ny tanin’i Moaba, na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan’i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 ary i Keriôta sy i Bôtsera. Koa iharan’izany avokoa ny tanàn-dehibe rehetra amin’ny tanin’i Môaba na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 ary i Keriôta sy i Bôtsera. Koa iharan’izany avokoa ny tanàn-dehibe rehetra amin’ny tanin’i Môaba na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Sy Keriota ary Bozra, Eny, ny tanànan’i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Sy Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan'i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan’i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 48:24
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia maty i Bela ary i Jôbaba, zanak’i Zorà, avy any Boarà, no nanjaka nandimby azy.


Iza moa ity avy any Edôma, avy any Bôsrà, mitafy mena midorehitra? Mamirapiratra izy amin’izany fitafiana izany, mijoro amin’ny haben’ny heriny. - Izaho ity, izay miteny amim-pahamarinana, sady manan-kery hamonjy.


Azo i Kariota; afaka ny trano mimanda; ary ny fon’ny mpiady maherin’i Moaba amin’izany andro izany, dia toy ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.


Satria, izao no efa nianianako tamin’ny Tenako, - teny marin’i Iaveh: - I Bôsrà dia ho fitalanjonana sy fandatsa, ho tany efitra sady voaozona; ary ny tanànany rehetra ho rava mandrakizay.


dia handefa ny afo ho ao amin’i Moaba Aho, ka handevona ny lapan’i Kariota izany; ary i Moaba ho faty ao anatin’ny tabataba be, sy ny akoran’ady, mbamin’ny feon-trômpetra.


Dia i Bôsôra any an’efitra amin’ny tany lemaka ho an’ny Robenita; i Ramôta any Galaada ho an’ny Gadita; ary i Gôlàna any Basàna ho an’ny Manasita.


Avy amin’ny fokon’i Gada: ilay tanàna fialofan’izay namono olona, dia i Ramôta avy any Galaada sy ny manodidina azy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra