Jeremia 46:9 - Baiboly Katolika9 Mandrosoa, ry soavaly; mirimorimoa, ry kalesy! Miaingà, ry mpiady! Ry Etiôpianina sy Libianina mitana ampinga, Ry Lidianina, mitana sy manenjana tsipìka!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy fitondra miady; ary aoka hiainga ny lehilahy mahery, dia ny Kosy sy ny Pota izay mitana ampinga, ary ny Loda izay mitana sy manenjana tsipìka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Manafiha amin’izay, ry soavaly, ary miriota mafy, ry kalesy! Aoka hiainga ny mahery fo, dia ireo olon’i Kosy sy Pota izay mpitondra ampinga kely sy ireo olon’i Loda izay mirongo tsipîka!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Manafiha amin’izay, ry soavaly, ary miriota mafy, ry kalesy! Aoka hiainga ny mahery fo, dia ireo olon’i Kosy sy Pota izay mpitondra ampinga kely sy ireo olon’i Loda izay mirongo tsipîka!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Miakara, hianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, hianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, Dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, Ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy fitondra miady; ary aoka hiainga ny lehilahy mahery, dia ny Kosy sy ny Pota izay mitana ampinga, ary ny Loda izay mitana sy manenjana tsipìka. Jereo ny toko |
ary hanao fahagagana eo amin’izy ireo Aho. Ary ny afa-nandositra taminy dia hanirahako ho any amin’ny firenena, any Tarsisa, Fola, Loda mpandefa zana-tsipìka, Tobala sy Javàna, ary any amin’ireo nosy lavitra, tsy mbola nandre ny lazako akory, na nahita ny voninahitro; dia hitory ny voninahitro any amin’ny firenena ireo.