Jeremia 46:16 - Baiboly Katolika16 Hamaroiny ny isan’izay tafintohina, ka lavo mifanindry ireny, sady manao hoe: «Mitsangàna isika, miverena any amin’ny firenentsika, sy any amin’ny tany nahaterahantsika, lavitra ny sabatra mahafaty olona.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Efa nahatafintohina ny maro Izy ka lavo mifanindry ireo; dia hoy ireo: Mitsangàna ka andeha isika hiverina ho any amin’ny firenentsika sy ho any amin’ny tany nahaterahantsika ho afaka amin’ny sabatra mandoza. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Izay mampivembena miaramila maro sy mampianjera azy hifanindry. Dia nifampiresaka ireo hoe: «Andeha isika hiverina any amin’ny firenentsika, dia any amin’ny tany nahaterahantsika, mba ho afaka amin’ny ady mandoza.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Izay mampivembena miaramila maro sy mampianjera azy hifanindry. Dia nifampiresaka ireo hoe: «Andeha isika hiverina any amin’ny firenentsika, dia any amin’ny tany nahaterahantsika, mba ho afaka amin’ny ady mandoza.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Efa nahatafintohina ny maro Izy, Ka lavo mifanindry ireo; Dia hoy ireo: Mitsangàna, ka andeha isika hiverina ho any amin’ny firenentsika Sy ho any amin’ny tany nahaterahantsika Ho afaka amin’ny sabatra mandoza, Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Efa nahatafintohina ny maro Izy, ka lavo mifanindry ireo; Dia hoy ireo: Mitsangàna, ka andeha isika hiverina ho any amin'ny firenentsika sy ho any amin'ny tany nahaterahantsika ho afaka amin'ny sabatra mandoza, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Efa nahatafintohina ny maro Izy ka lavo mifanindry ireo; dia hoy ireo: Mitsangàna ka andeha isika hiverina ho any amin’ny firenentsika sy ho any amin’ny tany nahaterahantsika ho afaka amin’ny sabatra mandoza. Jereo ny toko |