Jeremia 46:14 - Baiboly Katolika14 Torionareo any Ejipta, ampandreneso any Migdôla, ampandreneso any Nôfa sy any Tafnesa; ka lazao hoe: Milahara ianareo, ka miomàna; fa efa mandripaka sahady eny amin’ny manodidina anareo ny sabatra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ambaraonareo any Ejipta ary torio any Migdola, eny, torio any Nofa sy Tapanesa ka lazao hoe: Mijoroa tsara ianao ka miomàna; fa mandringana manodidina anao ny sabatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ambarao any Ejipta ny vaovao ary ampandreneso ao Migdôla sy ao Memfisa ary ao Tahapanehesa, ka ataovy hoe: «Mivonòna hiady ary miomàna, fa efa ripaky ny ady ny manodidina anao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ambarao any Ejipta ny vaovao ary ampandreneso ao Migdôla sy ao Memfisa ary ao Tahapanehesa, ka ataovy hoe: «Mivonòna hiady ary miomàna, fa efa ripaky ny ady ny manodidina anao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ambaraonareo any Egypta, ary torio any Migdola, Eny, torio any Memfisa sy Tapanesa, Ka ataovy hoe: Mijoroa tsara hianao, ka miomàna; Fa mandringana manodidina anao ny sabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ambaraonareo any Egypta, ary torio any Migdola, eny, torio any Memfisa sy Tapanesa, ka ataovy hoe: Mijoroa tsara ianao, ka miomàna; Fa mandringana manodidina anao ny sabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ambaraonareo any Ejipta ary torio any Migdola, eny, torio any Nofa sy Tapanesa ka lazao hoe: Mijoroa tsara ianao ka miomàna; fa mandringana manodidina anao ny sabatra. Jereo ny toko |