Jeremia 46:13 - Baiboly Katolika13 Teny nataon’i Iaveh tamin’i Jeremia, mpaminany, ny amin’ny hiavian’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna hamely ny tany Ejipta: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ny teny izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny hiavian’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely ny tany Ejipta. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Hafatra nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià mpaminany fony i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna tonga nanafika an’i Ejipta: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Hafatra nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià mpaminany fony i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna tonga nanafika an’i Ejipta: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ny teny izay noalzain’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny hihavian’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, hamely ny tany Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ny teny izay nolazain'i Jehovah tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'ny hihavian'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, hamely ny tany Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ny teny izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny hiavian’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely ny tany Ejipta. Jereo ny toko |