Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 44:18 - Baiboly Katolika

18 Fa hatramin’ny nitsaharanay tsy nanatitra emboka manitra ho an’ny Mpanjaka vavin’ny lanitra sy tsy nandrarahanay fanatitra araraka ho azy, vao tsy nanana na inona na inona izahay, sady levon’ny sabatra ama-mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Fa hatramin’izay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra sy tsy nanidinana fanatitra aidina ho azy izay dia saika tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan’ny sabatra sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Nefa hatramin’izay tsy nanoloranay fanatitra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra izay, dia tsy manana na inona na inona intsony izahay sady matin’ny ady sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Nefa hatramin’izay tsy nanoloranay fanatitra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra izay, dia tsy manana na inona na inona intsony izahay sady matin’ny ady sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Fa hatrizay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra na nanidina fanatitra aidina ho azy izay, dia saiky tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan’ny sabatra sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Fa hatrizay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an'ny mpanjakavavin'ny lanitra na nanidina fanatitra aidina ho azy izay, dia saiky tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan'ny sabatra sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Fa hatramin’izay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra sy tsy nanidinana fanatitra aidina ho azy izay dia saika tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan’ny sabatra sy ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 44:18
8 Rohy Ifampitohizana  

fa nanao sorona tamin’ny andriamanitr’i Damasa izay namely azy izy, ka nanao hoe: «Ny andriamanitr’ireo mpanjakan’i Siria no mamonjy azy ireo, koa hotolorako sorona dia hamonjy ahy.» Kanjo ireo no tonga fandravana azy sy i Israely rehetra.


Ny trano ao Jerosalema sy ny tranon’ny mpanjakan’i Jodà, ho tonga sahala amin’ity fitoeran’i Tofeta ity, dia maloto; dia ireo trano rehetra nanaterana emboka manitra teo ambony tafony, ho an’ny tafiky ny lanitra rehetra sy nanidìnana fanatitra araraka ho an’andriamani-kafa.


dia tamin’izay ny Jodeanina rehetra no niverina avy any amin’ny tany rehetra nandroahana azy avokoa, ka nankao amin’ny tanin’i Jodà, nanatona an’i Godoliasa, tany Masfà, ary nanangona divay amam-boankazo be dia be.


fandrao izy hampihanjahanjaiko hataoko toy ny tamin’ny andro nahaterahany, hampanjariko toy ny efitra, hataoko toy ny tany karankaina, ary hataoko matin’ny hetaheta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra