Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 36:17 - Baiboly Katolika

17 Ary nanontany an’i Baròka izy ireo, nanao hoe: «Lazao aminay izay nanoratanao izany teny rehetra izany avy tamin’ny vavany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ary i Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny fomba nanoratanao izao teny rehetra izao avy teo am-bavany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Ary nanontany an’i Baròka ireo hoe: –Mba hazavao aminay ny fomba nanoratanao ireo hafatra rehetra ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Ary nanontany an’i Baròka ireo hoe: –Mba hazavao aminay ny fomba nanoratanao ireo hafatra rehetra ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny nanoratanao izao teny rehetra izao avy tamin’ny vavany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny nanoratanao izao teny rehetra izao avy tamin'ny vavany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 36:17
3 Rohy Ifampitohizana  

Nanontany azy indray àry ny Farisianina momba izay nahiratany, ka hoy ny navaliny azy: «Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra