Jeremia 35:3 - Baiboly Katolika3 Koa dia nalaiko i Jezoniasa zanak’i Jeremia zanak’i Habsaniasa, mbamin’ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian-dRekabita rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia nalaiko Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia nalaiko Jazania, zanak'i Jeremia, zanak'i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin'ny taranak'i Rekaba rehetra, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, Jereo ny toko |