Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 35:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Koa dia nalaiko i Jezoniasa zanak’i Jeremia zanak’i Habsaniasa, mbamin’ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian-dRekabita rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nalaiko Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nalaiko Jazania, zanak'i Jeremia, zanak'i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin'ny taranak'i Rekaba rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 35:3
2 Rohy Ifampitohizana  

«Mandehana mankany amin’ny fokon’ny Rekabita ka reseo lahatra izy mba hankao amin’ny efitra iray ao an-tranoko, dia rosoy divay hosotroiny.»


Nampidiriko tao amin’ny efitra iray tao an-tranon’ny TOMPO izy, dia tao amin’ny efitra voatokana ho an’ny mpianatr’i Hanàna, izay lehilahy masina sady zanakalahin’i Jigdalià. Io efitra io dia teo akaikin’ilay efitranon’ireo lehibe ary teo ambonin’ny an’i Mahaseià, zanakalahin’i Salòma izay mpisorona miambina ny varavarana fidirana amin’ny tempoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra