Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 35:12 - Baiboly Katolika

12 Dia tonga tamin’i Jeremia ny teny avy amin’i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Dia nisy indray tenin’ny TOMPO ho an’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia nisy indray tenin’ny TOMPO ho an’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 35:12
2 Rohy Ifampitohizana  

Nony avy izay nanafihan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna an’izao tany izao, dia hoy izahay: ‹Andeha isika hialoka any Jerosalema, eo anatrehan’ny tafiky ny Kaldeanina sy ny tafik’i Siria›, ka dia nitoetra teto Jerosalema izahay.»


Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Mandehana ianao milazà amin’ny olona any Jodà, sy amin’ny mponina ao Jerosalema hoe: Tsy mba hety handray fampianarana amin’ny fihainoana ny teniko va ianareo? - teny marin’i Iaveh. -


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra