Jeremia 34:15 - Baiboly Katolika15 Fa ianareo kosa androany efa nody, ka nanao izay mahitsy eo imasoko tamin’ny nitorianareo fahafahana samy handefa ny namany avy; efa nanao fanekena teo imasoko ianareo tao amin’ny trano iantsoana ny Anarako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary nibebaka ianareo androany ka nanao izay mahitsy teo imasoko tamin’ny niantsoanareo fanafahana, samy handefa ny rahalahiny avy; ary nanao fanekena teo anatrehako ianareo, dia tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Fa ianareo kosa tato ho ato dia nanao fanapahan-kevitra mifanohitra amin’izany, ary hitako fa nanao izay mahitsy ianareo raha nanambara fanafahana ho an’ny namanareo, sady nanao fifanekena ampahibemaso tao amin’ny trano natokana ho Ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Fa ianareo kosa tato ho ato dia nanao fanapahan-kevitra mifanohitra amin’izany, ary hitako fa nanao izay mahitsy ianareo raha nanambara fanafahana ho an’ny namanareo, sady nanao fifanekena ampahibemaso tao amin’ny trano natokana ho Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary nibebaka hianareo andro-any ka nanao izay mahitsy eo imasoko tamin’ny niantsoanareo fanafahana, samy handefa ny rahalahiny avy; ary nanao fanekena teo anatrehako hianareo, dia tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako; Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary nibebaka ianareo androany ka nanao izay mahitsy eo imasoko tamin'ny niantsoanareo fanafahana, samy handefa ny rahalahiny avy; ary nanao fanekena teo anatrehako ianareo, dia tao amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ary nibebaka ianareo androany ka nanao izay mahitsy teo imasoko tamin’ny niantsoanareo fanafahana, samy handefa ny rahalahiny avy; ary nanao fanekena teo anatrehako ianareo, dia tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako; Jereo ny toko |
Nitsangana teo amin’ny lampihazo ny mpanjaka, ka nanao ny fanekem-pihavanana teo anatrehan’i Iaveh, nanaiky hanaraka an’i Iaveh sy hitandrina ny didy amam-pitsipiny ary ny lalàny, amin’ny fony rehetra sy amin’ny fanahiny rehetra, amin’ny fankatoavana ny tenin’izany fanekena izany, izay voasoratra ao amin’io boky io. Ary nankatò izany koa ny vahoaka rehetra.