Jeremia 34:11 - Baiboly Katolika11 Kanjo niova hevitra izy tatỳ aoriana fa naverina indray ny mpanompo na lahy na vavy izay efa nalefany ho afaka, ka notereny hilatsaka ho ankizy lahy sy ho ankizy vavy indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Kanjo taorianan’izany dia nanenina izy ka naveriny indray ireo mpanompolahy sy mpanompovavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho mpanompolahiny sy ho mpanompovaviny indray. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Kanjo niova hevitra izy ireo taorian’izany ka namerina ny lehilahy sy vehivavy nafahany ary nanandevo azy indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Kanjo niova hevitra izy ireo taorian’izany ka namerina ny lehilahy sy vehivavy nafahany ary nanandevo azy indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Kanjo taorian’izany dia nanenina izy, ka naveriny indray ireo ankizilahy sy ankizivavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho ankizilahiny sy ho ankizivaviny indray. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Kanjo taorian'izany dia nanenina izy, ka naveriny indray ireo ankizilahy sy ankizivavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho ankizilahiny sy ho ankizivaviny indray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Kanjo taorianan’izany dia nanenina izy ka naveriny indray ireo mpanompolahy sy mpanompovavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho mpanompolahiny sy ho mpanompovaviny indray. Jereo ny toko |