Jeremia 33:18 - Baiboly Katolika18 Ireo Levita mpisorona koa, tsy ho diso lehilahy na oviana na oviana eo anatrehako, hanolotra sorona dorana, hampanetona ny fanatitra, ary hanao ny sorona isan’andro isan’andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 ary ny levita mpisorona dia tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, izay hanolotra tsy tapaka, fanatitra dorana manontolo sy fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary fanatitra hafa alatsa-dra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ary ny mpisorona taranak’i Levỳ tsy ho tapaka olona hijoro eo anatrehako hanolotra sorona dorana manontolo, ary hampakatra ny eton’ny fanatitra sy ny sorom-pihavanana fanao isan’andro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ary ny mpisorona taranak’i Levỳ tsy ho tapaka olona hijoro eo anatrehako hanolotra sorona dorana manontolo, ary hampakatra ny eton’ny fanatitra sy ny sorom-pihavanana fanao isan’andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary ny Levita mpisorona tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, Mba hanaterany mandrakariva fanatitra dorana sy fanatitra hohanina Ary fanatitra hafa alatsa-dra. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary ny Levita mpisorona tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, Mba hanaterany mandrakariva fanatitra dorana sy fanatitra hohanina ary fanatitra hafa alatsa-drà. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 ary ny levita* mpisorona dia tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, izay hanolotra tsy tapaka, fanatitra dorana manontolo sy fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary fanatitra hafa alatsa-dra. Jereo ny toko |
Fa ireo Levita mpisorona, taranak’i Sadôka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin’ny nivilian’ny zanak’i Israely nanalavitra Ahy, dia izay ireo no hanatona Ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin’ny Tompo Iaveh.