Jeremia 30:17 - Baiboly Katolika17 Fa efa hamehy anao aho, efa hositraniko amin’ny ferinao ianao, -teny marin’i Iaveh.- Fa ny anaranao dia atao hoe: Ikala noroahina, Siôna tsy manam-piahy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy NY TOMPO. Noho ny nitenenany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: I Ziona tsy misy mpitady ity, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Satria ireo efa niantso anao hoe: «Ry ilay tsy misy ilana azy,» «ry Tsiôna tsy misy miahy akory», koa hositraniko ny ratranao ary hohamainiko ny ferinao; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Satria ireo efa niantso anao hoe: «Ry ilay tsy misy ilana azy,» «ry Tsiôna tsy misy miahy akory», koa hositraniko ny ratranao ary hohamainiko ny ferinao; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, Eny, hositraniko ny faharatrànao, hoy Jehovah, Noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, Sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy Jehovah, noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy NY TOMPO. Noho ny nitenenany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: I Ziona* tsy misy mpitady ity, Jereo ny toko |