Jeremia 23:30 - Baiboly Katolika30 Koa hiaviako ireo mpaminany ireo, izay mifangalatra ny teniko samy ho azy avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Koa indro, fa hasiako ny mpaminany, izay samy mangalatra ny teniko amin’ny namany avy, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Noho izany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, dia indro Aho hamely ireo mpaminany izay mifangalatra ny hafatro ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Noho izany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, dia indro Aho hamely ireo mpaminany izay mifangalatra ny hafatro ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Koa, indro, fa hasiako ny mpaminany, hoy Jehovah, Izay samy mangalatra ny teniko amin’ny namany avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Koa, indro, fa hasiako ny mpaminany, hoy Jehovah, izay samy mangalatra ny teniko amin'ny namany avy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Koa indro, fa hasiako ny mpaminany, izay samy mangalatra ny teniko amin’ny namany avy, hoy NY TOMPO. Jereo ny toko |