Jeremia 23:20 - Baiboly Katolika20 Tsy hihemotra ny hatezeran’i Iaveh raha tsy efa vitany sy tanterany ny hevitry ny fony. Ho fantatrareo mazava izany, amin’ny andro farany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy hitsahatra raha tsy efany sy tanterany ny hevitry ny fony; mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Tsy hitsahatra mirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO, raha tsy efa nahatontosa sy nahatanteraka izay fandaharan-javatra notapahiny. Amin’ny andro any aoriana any vao tena ho takatrareo izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Tsy hitsahatra mirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO, raha tsy efa nahatontosa sy nahatanteraka izay fandaharan-javatra notapahiny. Amin’ny andro any aoriana any vao tena ho takatrareo izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ny fahatezeran’i Jehovah tsy ho afaka Ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ny fahatezeran'i Jehovah tsy ho afaka ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy hitsahatra raha tsy efany sy tanterany ny hevitry ny fony; mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany. Jereo ny toko |