Jeremia 23:19 - Baiboly Katolika19 Indro ny tafio-drivotr’i Iaveh; ny fahatezerana efa hipoaka; mitambolibolina ny tadiony ka mihantona amin’ny lohan’ny tsy tia fivavahana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 E! Ny tadion’NY TOMPO! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin’ny lohan’ny ratsy fanahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Indro tamy ny rambon-danitra, dia ny fahatezeran’ny TOMPO. Toy ny rivo-doza mitambolimbolina no fiantontany eny an-dohan’ny olon-dratsy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Indro tamy ny rambon-danitra, dia ny fahatezeran’ny TOMPO. Toy ny rivo-doza mitambolimbolina no fiantontany eny an-dohan’ny olon-dratsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 He! ny tadion’i Jehovah! Mivoaka ny fahatezerana Sy ny tadio mitambolimbolina Ka miantonta amin’ny lohan’ny ratsy fanahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 He! ny tadion'i Jehovah! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin'ny lohan'ny ratsy fanahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 E! Ny tadion’NY TOMPO! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin’ny lohan’ny ratsy fanahy. Jereo ny toko |