Jeremia 20:17 - Baiboly Katolika17 noho izy tsy namono ahy hatrany am-bohoka, hahatonga an’i neny ho fasako, na ho voatana ao an-kibony mandrakizay aho! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy mba hahatonga an’Ineny ho fasako ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Nahoana Andriamanitra no tsy namela ahy ho faty hatrany am-bohoka? Dia ho nahatonga an’i Neny ho fasako izany, ka ho izy no ilay Ambatobevohòka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nahoana Andriamanitra no tsy namela ahy ho faty hatrany am-bohoka? Dia ho nahatonga an’i Neny ho fasako izany, ka ho izy no ilay Ambatobevohòka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy, Hahatonga an’ineny ho fasako, Ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy, hahatonga an'Ineny ho fasako, ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy mba hahatonga an’Ineny ho fasako ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony. Jereo ny toko |