Jeremia 2:35 - Baiboly Katolika35 Dia hoy ianao: ‹Tsy manan-tsiny aho; efa afaka tokoa ny fahatezerany tamiko.› Indro hifandahatra aminao Aho, amin’ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho ka ho afaka amiko ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny ilazanao hoe: Tsy nanota aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 dia mihambo ho tsy manan-tsiny ianao, ary tsy ara-drariny ny itezerako anao. Koa noho ianao milaza ho tsy manao ratsy, dia hanenjika anao amin’ny fitsarana Aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 dia mihambo ho tsy manan-tsiny ianao, ary tsy ara-drariny ny itezerako anao. Koa noho ianao milaza ho tsy manao ratsy, dia hanenjika anao amin’ny fitsarana Aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Nefa hoy hianao: Tsy manan-tsiny aho, Efa afaka amiko tokoa ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho Noho ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho, efa afaka amiko tokoa ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho ka ho afaka amiko ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny ilazanao hoe: Tsy nanota aho. Jereo ny toko |