Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 10:17 - Baiboly Katolika

17 Angony ny entanao amin’ny tany, ry ilay afahirano!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Angòny hiala teo ny entanao, ry Jerosalema voafahirano.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Angòny hiala teo ny entanao, ry Jerosalema voafahirano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Angony ny korontan’entanao, ka ento hiala amin’ny tany, Ry ilay mipetraka ao amin’ny haterena!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Angony ny korontan'entanao, ka ento hiala amin'ny tany, ry ilay mipetraka ao amin'ny haterena!

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano!

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 10:17
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao kosa no momba anao, ry mponina ao an-dohasaha, ry vatolampin’ny tany lemaka, - teny marin’i Iaveh, - ianao izay manao hoe: Zovy moa no hidina atỳ aminay, sy hiditra atỳ amin’ny fierenay?


Mandosira, ry taranak’i Benjamina, hiala ao afovoan’i Jerosalema. Mitsofa anjomara any Tekoà, ary manangàna famantarana any Betakarema! Fa misy loza tamy avy any avaratra ary fandringanana lehibe.


«Mitsangàna ianareo, ka mandehana: fa tsy toerana fitsaharana eto,» noho ny loto hampijaly anareo, sy noho ny fampijaliana mampangirifiry.


Rehefa hitanareo voatsangana amin’ny fitoerana masina ny fametavetana lozan-tany nolazain’i Daniela mpaminany (aoka hihevitra ny mpamaky),


Hataony fahirano ianao, anatin’ny vavahadinao rehetra, mandra-paharavan’ny manda avo sy mafy amin’ny taninao, izay nitokianao. Hataony fahirano ianao ao amin’ny vavahadinao rehetra sy amin’ny tany rehetra, izay nomen’i Iaveh Andriamanitrao anao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra