Jaona 2:1 - Baiboly Katolika1 Nony afaka hateloana dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea, ary tao ny Renin’i Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea; ary tao ny renin’i Jesoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea; ary tao ny renin’i Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin'i Jesosy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy. Jereo ny toko |