Jaona 1:6 - Baiboly Katolika6 Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra, Joany no anarany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nisy lehilahy nirahin’Andriamanitra, Jaona no anarany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra: i Jôhany no anarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra: i Jôhany no anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Nisy lehilahy nirahin’Andriamanitra, Jaona no anarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Nisy lehilahy nirahin'Andriamanitra, Jaona no anarany. Jereo ny toko |