Jakoba 1:9 - Baiboly Katolika9 Aoka ny havana iray finoana ambany toetra hanao ny fisandratany ho reharehany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Aoka ny rahalahy izay mahantra hanao ny fanandratana azy ho reharehany; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Aoka Andriamanitra manandratra azy no hataon’ny havana mahantra ho reharehany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Aoka Andriamanitra manandratra azy no hataon’ny havana mahantra ho reharehany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Aoka ny rahalahy izay mahantra hanao ny fanandratana azy ho reharehany; Jereo ny toko |