Jakoba 1:10 - Baiboly Katolika10 ary ny manan-karena kosa, hanao ny fietreny ho voninahiny, fa hihelina toy ny vonin’ny ahitra izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 ary ny mpanankarena kosa dia amin’ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ny ahitra izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 ary aoka Andriamanitra mampietry azy no hataon’ny havana mpanankarena ho reharehany, satria hihelina toy ny vonin’ireo ahitra eny an-tsaha ny mpanankarena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 ary aoka Andriamanitra mampietry azy no hataon’ny havana mpanankarena ho reharehany, satria hihelina toy ny vonin’ireo ahitra eny an-tsaha ny mpanankarena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ny ahitra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin'ny ahitra izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 ary ny mpanankarena kosa dia amin’ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ny ahitra izy. Jereo ny toko |
Fa izao no lazain’ny Avo Indrindra, izay mipetraka amin’ny fonenana mandrakizay sy antsoina hoe ilay Masina: Mitoetra eo amin’ny fitoerana avo sy masina Aho, ary koa ao amin’ny olona torotoro fo sy manetry tena am-panahy, mba hamelombelona ny fanahin’ny manetry tena, sy hamelombelona ny fon’ny torotoro fo.