Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jakoba 1:7 - Baiboly Katolika

7 Ka ny olona toy izany dia aza mba manampò hahazo zavatra amin’ny Tompo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin’ny Tompo ny olona toy izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin’ny Tompo ny olona toy izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo izany olona izany:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin'ny Tompo izany olona izany:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany:

Jereo ny toko dika mitovy




Jakoba 1:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny soron’ny ratsy fanahy dia ankahalain’i Iaveh; fa ny vavaky ny olo-mahitsy kosa, ankasitrahiny.


Ny soron’ny ratsy fanahy, dia fahavetavetana, indrindra fa raha sain-dratsy no anaterany azy.


Raha manandratra ny tananareo ianareo, misarona maso eo anoloanareo Aho; raha mampitombo ny fivavahana ianareo, tsy mihaino akory Aho: Feno ra ny tananareo.


Aoka anefa, hangataka amim-pinoana izy, fa tsy hisalasala; fa izay misalasala dia toy ny onjan-dranomasina atopatopa amana hetsiketsehin’ny rivotra.


fa olona miroa saina sy mivadibadika amin’izay alehany rehetra.


mangataka ianareo, fa ratsy fangataka, dia ny hahazo izay hiaranan’ny filàn-dratsinareo, ka tsy mahazo ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra