Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jakoba 1:6 - Baiboly Katolika

6 Aoka anefa, hangataka amim-pinoana izy, fa tsy hisalasala; fa izay misalasala dia toy ny onjan-dranomasina atopatopa amana hetsiketsehin’ny rivotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hisalasala akory; fa izay misalasala dia toy ny alondranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Tsy maintsy mino tsara anefa izy rehefa mangataka, fa tsy hiahanahana; satria izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina tsofin’ny rivotra sy atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Tsy maintsy mino tsara anefa izy rehefa mangataka, fa tsy hiahanahana; satria izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina tsofin’ny rivotra sy atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin'ny rivotra ka atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hisalasala akory; fa izay misalasala dia toy ny alondranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jakoba 1:6
14 Rohy Ifampitohizana  

nandroadroatra toy ny rano ianao, ka tsy hanana ny fiamboniana! Fa niakatra tamin’ny fandrian-drainao ianao, Ka nandoto ny fandriako tamin’ny niakaranao tao.


Namaly i Piera nanao hoe: «Raha ianao àry, Tompo, asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho.» «Avia» hoy Izy.


koa mitsangàna, dia midìna, ary mandehana miaraka aminy, fa aza misalasala, satria izaho no naniraka azy.»


dia tsy ho zaza intsony isika, ka tsy ho azon’ny rivotry ny fampianaran-tsamihafa rehetra ahilangilana sy avezivezy, tsy ho voafitaky ny saim-petsy itarihan’ny olona ho amin’ny hevi-diso;


Koa ny lehilahy tiako hivavaka na aiza na aiza, manandra-tanana madio, tsy amim-pahatezerana na tabataban-tsaina.


Aoka isika hitoetra tsy azo hozongozonina amin’ny fanarahana ny fanantenantsika, fa mahatoky Ilay nanao ny fampanantenana.


Raha tsy misy finoana, dia tsy misy ahazoana sitraka amin’Andriamanitra koa: satria izay manatona an’Andriamanitra dia tsy maintsy hino fa misy Izy, sady mamaly soa izay mitady Azy.


Aza mety havilin’ny fampianarana samihafa ianareo; fa aleo mampiorina ny fo amin’ny fahasoavana, toy izay amin’ny hanina izay tsy mahasoa ny miraiki-po aminy.


Ka ny olona toy izany dia aza mba manampò hahazo zavatra amin’ny Tompo,


Ary ny vavaka atao am-pinoana hamonjy ny marary; dia hanamaivana ny rofiny ny Tompo, ary hamela izay heloka vitany.


Fantsakana ri-drano izy ireo, ary rahona avoivoin’ny tadio, ka haizina mainty be no miandry azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra