Isaia 8:18 - Baiboly Katolika18 Inty aho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra ahy, dia famantarana sy fambara amin’i Israely izahay, avy amin’i Iavehn’ny tafika, izay monina ao an-tendrombohitra Siôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Indreto izaho sy ireo zaza nomen’NY TOMPO ahy, fambara sy fahagagana ao amin’ny Israely avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay monina ao amin’ny tendrombohitra Ziona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ny tenako sy ny zaza izay nomen’ny TOMPO ahy dia natao famantarana sy fambara mialoha ho an’i Israely avy amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady monina ao an-tendrombohitra Tsiôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ny tenako sy ny zaza izay nomen’ny TOMPO ahy dia natao famantarana sy fambara mialoha ho an’i Israely avy amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady monina ao an-tendrombohitra Tsiôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Indreto, izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy Dia famantarana sy fahagagana ao amin’ny Isiraely Avy amin’i Jehovah, Tompon’ny maro, Izay monina ao an-tendrombohitra Ziona. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Indreto, izaho sy ireo zaza nomen'i Jehovah ahy dia famantarana sy fahagagana ao amin'ny Isiraely Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, Izay monina ao an-tendrombohitra Ziona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Indreto izaho sy ireo zaza nomen’NY TOMPO ahy, fambara sy fahagagana ao amin’ny Israely avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay monina ao amin’ny tendrombohitra Ziona*. Jereo ny toko |