Isaia 57:5 - Baiboly Katolika5 Mirehidrehitra ianareo eo ambanin’ny terebinta, sy eny ambanin’izao hazo maitso rehetra izao! Mamono zaza eny an-dohasaha, ambanin’ny tsefatsefa-karambato! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo eo amin’ny sampy eny ambanin’ny hazo maitso rehetra ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin’ny tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Maimay erỳ ianareo teny akaikin’ny hazo terebinta sy ny hazo rehetra matevin-dravina. Nanao sorona zaza ianareo teny amoron’ny lohasahan-driaka sy teny an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Maimay erỳ ianareo teny akaikin’ny hazo terebinta sy ny hazo rehetra matevin-dravina. Nanao sorona zaza ianareo teny amoron’ny lohasahan-driaka sy teny an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia hianareo izay mahamaimay ny fonareo amin’ny hazo terebinta Eny ambanin’ny hazo maitso rehetra, Ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka Eny ambanin’ny tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo amin'ny hazo terebinta eny ambanin'ny hazo maitso rehetra, ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin'ny tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo eo amin’ny sampy eny ambanin’ny hazo maitso rehetra ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin’ny tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny toko |
Dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho; rehefa hiampatrampatra eny afovoan’ny sampiny ny maty amin’izy ireo manodidina ny ôteliny, eny amin’ny havoana avo rehetra, eny antampon-tendrombohitra rehetra; eny ambanin’ny hazo maitso rehetra, eny ambanin’ny oaka be ravina rehetra, amin’ny fitoerana nanaterany emboka manitra mahafinaritra tamin’ny sampiny rehetra.