Isaia 54:3 - Baiboly Katolika3 Fa hitatra miankavanana sy miankavia ianao; ary haka fonenana amin’ny firenena ny taranakao; ary hanisy mponina amin’ny tanàna lao Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Fa hiitatra any amin’ny ankavanana sy any amin’ny ankavia ianao ary hahazo firenena hafa ny taranakao ka hasiany mponina ny tanàna lao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 satria miely miankavanana sy miankavia ianao: ny taranakao hahazo indray ny tanin’ny firenen-kafa, ary koa hipetraka indray amin’ireo tanànanao efa haolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 satria miely miankavanana sy miankavia ianao: ny taranakao hahazo indray ny tanin’ny firenen-kafa, ary koa hipetraka indray amin’ireo tanànanao efa haolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Fa hitatra any amin’ny ankavanana sy any amin’ny ankavia hianao, Ary ny taranakao hahazo ny jentilisa, Ka dia hasiany mponina ny tanàna lao. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Fa hitatra any amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia ianao, ary ny taranakao hahazo ny jentilisa, ka dia hasiany mponina ny tanàna lao. Jereo ny toko |
Izao no lazain’i Iaveh: «Ny vokatra azon’i Ejipta, ny tombony azon’i Etiôpia, sy ny Sabeanina olona lava tsanganana, dia samy ho tonga ao aminao sy ho anao, fa izy ireo dia hanaraka anao; ho tonga am-patorana sy hiankohoka eo anatrehanao, ary hifompona aminao, hanao hoe: Tsy misy Andriamanitra afa-tsy ato aminao, ka tsy misy hafa. Tsy misy Andriamanitra hafa iray akory!»