Isaia 53:4 - Baiboly Katolika4 Marina tokoa fa ny aretintsika no nentiny, ary ny fahoriantsika no nivesarany; ary isika anefa nijery Azy ho olom-boasazy, nokapohin’Andriamanitra sy naetry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fanaintainantsika, kanjo isika kosa dia nihevitra Azy ho nokapohina sy nasian’Andriamanitra ary nampahorina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Nitondra ny aretintsika tokoa izy sady nivesatra ny fahoriantsika; saingy isika no nihevitra azy ho nofaizin’Andriamanitra Izay nikapoka sy nampietry azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nitondra ny aretintsika tokoa izy sady nivesatra ny fahoriantsika; saingy isika no nihevitra azy ho nofaizin’Andriamanitra Izay nikapoka sy nampietry azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Nitondra ny aretintsika tokoa Izy Sady nivesatra ny fahoriantsika; Kanjo isika kosa nanao Azy ho nokapohina sy nasian’Andriamanitra ary nampahorina. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika; kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fanaintainantsika, kanjo isika kosa dia nihevitra Azy ho nokapohina sy nasian’Andriamanitra ary nampahorina. Jereo ny toko |