Isaia 50:11 - Baiboly Katolika11 Fa ianareo rehetra nampirehitra afo kosa, sy mandray zana-tsipìka mirehitra ho fiadiana, mandehana amin’ny lelafonareo, sy eo afovoan’ny zana-tsipìka narehitrareo! Izao no hanjò anareo avy amin’ny tanako; hampandrina amin’ny fahoriana ianareo! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 E! Ianareo rehetra izay mampirehitra afo sy mifehy kilalaon’afo manodidina anareo, mandehana ao amin’ny fidedadedan’ny lelafonareo sy amin’ny zana-tsipìka misy afo izay narehitrareo! Izany no hanjo anareo avy amin’ny tanako; handry amin’ny fahoriana ianareo! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Fa ny aminareo rehetra izay mandrehitra afo sy mirongo zana-tsipîka mandoro, dia izao: ny afo natsanganareo ihany sy ny zana-tsipîka narehitrareo no anjara omanin’ny TOMPO ho anareo. Ho faty amin’ny fahoriana mafy ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Fa ny aminareo rehetra izay mandrehitra afo sy mirongo zana-tsipîka mandoro, dia izao: ny afo natsanganareo ihany sy ny zana-tsipîka narehitrareo no anjara omanin’ny TOMPO ho anareo. Ho faty amin’ny fahoriana mafy ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 He! hianareo rehetra izay mampirehitra afo Sy mifehy kilalaon’afo manodidina anareo, Mandehana amin’ny lelafonareo Sy amin’ny zana-tsipìka misy afo, izay narehitrareo. Izao no hanjo anareo avy amin’ny tànako: Handry amin’ny fahoriana hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 He! ianareo rehetra izay mampirehitra afo sy mifehy kilalaon'afo manodidina anareo, mandehana amin'ny lelafonareo sy amin'ny zana-tsipìka misy afo, izay narehitrareo. Izao no hanjo anareo avy amin'ny tanako: Handry amin'ny fahoriana ianareo. Jereo ny toko |